Actualités > MIARAHABA AN' I JOEL ANDRIANOMEARISOA

MIARAHABA AN' I JOEL ANDRIANOMEARISOA


Voaray ho isan’ny angona maharitry ny Metropolitan Museum of Art ao New York ny sangan'asa telon'i Joël Andrianomearisoa.Reharehan'i Madagasikara iray manontolo.LES HERBES FOLLES DU VIEUX LOGIS an'i Joël Andrianomearisoa dia haranty ho tsidihan'ny be sy ny maro manomboka ny 31 Mey 2025 ao amin’ny efitry ny MET izay vao navaozina, Michael C. Rockefeller.

Publie le 03/06/2025 Par 451512 Categorie: Actualités