Actualités > SANDRATSY GN'ANÔSY

SANDRATSY GN'ANÔSY


Fahombiazana ny hetsika ara-kolontsaina  "SANDRATSY GN'ANÔSY" andiany voalohany, izay notanterahina ny faran'ny herínandro teo manoloana ny Lapan'ny Tanàna Taolagnaro.Tonga tany an-toerana nanome voninahitra ity hetsika ara-kolontsaina lehibe eo ambany fiahian’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, MARA Volamiranty Donna Mara Donna ity ny Talen'ny Kabinetra eo anivon'ny Ministera Andriamatoa RAKOTONARIVO Eric.Miaina ny Kolontsaina malagasy isam-paritra

SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
SANDRATSY GN'ANÔSY
Publie le 04/06/2025 Par 451512 Categorie: Actualités