Actualités > FANOKAFANA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY N...

FANOKAFANA TAMIN' NY FOMBA OFISIALY NY TSENABEN' NY BOKY 2025

Fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny Tsenaben’ny Boky 2025, notarihin-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna. Hetsika izay atao eo Anosy, manoloana ny Tranombokim-pirenena, ny 4, 5, ary 6 jona 2025.Izy ity dia ao anatin'ny lohahevitra hoe "Ny Nomerika ho vavahadin’ny Fampandrosoana amin’ny alalan’ny Vakiboky sy ny Fanabeazana".Miisa 24 ireo tranoeva mandray anjara  ahitana ireo mpisehatra rehetra eo amin’ny sehatry ny boky: ny mpanoratra, ny mpanonta printy, ny mpanapariaka, ny mpivarotra, ary ireo toerana fivarotam-boky. Tanjona ao anatin'izany fampidirana ny boky amin’ny sehatra nomerika ho fomba iray hanatonana kokoa ny tanora sy hamelomana indray ny kolontsain’ny famakiana boky. Tonga nanome voninahitra ny fotoana i Andriamatoa Traian Laurentiu HRISTEA masoivohon'ny OIF, eto Madagasikara, i Ramatoa Fenitra ANDRIANARISOA mpitarika ny tetikasa "Ressources Educatives Madagascar", i Ramatoa  Agnès Débiage Mpanolotsaina iraisam-pirenena momba ny boky eto Afrika ary ireo mpiara-miombon'antoka.

Publie le 05/06/2025 Par 451512 Categorie: Actualités