Actualités > NOSY HO AMIN’NY HOAVY TSY MISY FANDOT...

NOSY HO AMIN’NY HOAVY TSY MISY FANDOTOANA PLASTIKA

Nandray anjara tamin'ny fanamarihana ny andro maneran-tany ho an'ny tontolo iainana ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina androany tamin'ny alalan'ny fanetsehana ireo mpirotsaka an-tsitrapo hanao fanentanana momba ny tokony hitandroana ny tontolo iainana.Ny Fitaleavana misahana ny fampiroboroboana ny firotsahana an-tsitrapo sy ny asa eny anivon'ny fiaraha-monina no no nitarika izany niaraka tamin'ireo fikambanana mpirotsaka an-tsitrapo maro avy eto Antananarivo.Nifantoka tamin'ny loha-hevitra nasionaly  “𝘕𝘰𝘴𝘺 𝘩𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘩𝘰𝘢𝘷𝘺 𝘵𝘴𝘺 𝘮𝘪𝘴𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘥𝘰𝘵𝘰𝘢𝘯𝘢 𝘱𝘭𝘢𝘴𝘵𝘪𝘬𝘢” ny hafatra fototra nampitaina nandritra ny diabe izay natao niainga teny amin'ny zaridainan'Ambohijatovo hatreo amin'ny Kianjan'ny Hiragasy ao Anosy.

NOSY HO AMIN’NY HOAVY TSY MISY FANDOTOANA PLASTIKA
NOSY HO AMIN’NY HOAVY TSY MISY FANDOTOANA PLASTIKA
NOSY HO AMIN’NY HOAVY TSY MISY FANDOTOANA PLASTIKA
NOSY HO AMIN’NY HOAVY TSY MISY FANDOTOANA PLASTIKA
NOSY HO AMIN’NY HOAVY TSY MISY FANDOTOANA PLASTIKA
NOSY HO AMIN’NY HOAVY TSY MISY FANDOTOANA PLASTIKA
NOSY HO AMIN’NY HOAVY TSY MISY FANDOTOANA PLASTIKA
Publie le 10/06/2025 Par 451512 Categorie: Actualités