Fankalazana ny faha 10 taonan'ny UPPM (Vondron 'ny mpaka sary matihanina eto Madagasikara).Zava-dehibe ny fampiroboroboana ny zavakanto. Ary nanamarika izany ny fanolorana mari-bonanitry ny Kanto sy ny Soratra ary ny Kolontsaina notarihin-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna.Miarahaba ireo mpahazo ny mari-boninahitra OALC ( Ordre des Lettres, des Arts et de la Culture) 18 isa, izay nahitana:-4 "Commandeur ", 5 "Officier ", 9 "Chevalier".#Zavakanto #Kolontsaina #Sary