Lanonana fandraisana ireo mpikambana sy ho fitokanana ny fikambanan’ny Poety sy ny mpanoratra Malagasy HAVATSA-UPEM - sampana Mahajanga. Tonga nanome voninahitra ny fotoana tao amin’ny efitrano polyvalente IUGM, Ambondrona, ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Ramatoa MARA Volamiranty Donna, ny Sabotsy 02 Aogositra 2025.