Nouvelles médailles et nouveaux Sambhood :Mariky ny fahefana et ny fiandrianam-panjakanaMedaly nandritra ny vanim-potoana faha-mpanjaka nifanesyNouvelle Tombokase :Ampiasaina amin'ny lafiny fitantanana sy fifandraisana ara-diplomatikaIreo tombo-kase tamin'ny ny vanim-potoana faha-mpanjaka nifanesyIreo Fifanekena :Vavolombelon'ny fifandraisana ara-diplaomatika nataon'i Madagasikara tamin'ny ny vanim-potoana faha-mpanjaka nifanesyTanjona ?Mahafantatra soit kokoa momba ny fahefana faha-mpanjaka amin'ny alalan'ireo singa manan-tantaraMianatra tantara amin'ny fomba hafaMankafy ny hatsara sy hakanton'ny harembakokantsikaMisokatra ho an'ny rehetra : sekoly, mpikaroka, mpitsidika, amin'ny andro sy ora mahazatraRihana Faharoa - Lapa ManjakamiadanaLe Rovan'i Madagasikara vous invite à découvrir des nouvelles expositions :Les médailles et les cordonsSymboles du pouvoir royal et de la souverainetéLes médailles royales à travers les règnesLes Sceaux RoyauxPour usage administratif et diplomatiqueLes sceaux royaux à travers les règnesLes TraitésTémoins des relations diplomatiques de Madagascar à travers les règnes Objectifs ?Découvrir le rôle du pouvoir royal à travers ces pièces historiquesApprendre l'histoire autrementS'émouvoir devant la beauté et la richesse de notre patrimoine.Ouvert au grand public, aux établissements scolaires, chercheurs, touristes aux jours et heures d'ouverture habituellesAu 2ème étage - Lapa Manjakamiadana