Actualités > FESTIVAL SAKALEONA - NOSY VARIKA Andr...

FESTIVAL SAKALEONA - NOSY VARIKA Andro fahatelo.

Notokanan-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna ny efitrano famakiam-boky ao Nosy Varika. Zava-dehibe ny vaky boky indrindra mba hahafahan'ireo kilonga sy ny mponina eny ifotony manitatra fahalalana. Nisy ihany koa ny boky maro vaovao natolotra nandritra izany.Taorian'izay dia nentina namaranana ny Festival SAKALEONA- Nosy Varika andiany faharoa ny fijerena Afomanga lehibe. Ary nanararaotra nisaotra ireo mpiara-miasa rehetra sy ireo mpiara-miombon'antoka i Ramatoa Minisitra nandritra ny lahateniny.

Publie le 13/08/2025 Par 451512 Categorie: Actualités