Actualités > NY DISTRIKAN' AMBOSITRA NO NANDRAY NY...

NY DISTRIKAN' AMBOSITRA NO NANDRAY NY ANDIANY FAHA 15 NY VOLAMBETOHAKA

Ny distrikan'Ambositra no nandray ny andiany faha 15 ny VOLAMBETOHAKA sady nankalazana ny faha 30 taonan’ity hetsika manandratra ny Kolontsaina malagasy avy ao anivon’ny faritra Amoron’imania ity.Nandray anjara tamin'izany ireo Distrika 5 : Ambatofinandrahana, Manandriana, Fandriana, Imady Ala ary Ambositra IVON'NY VOLAMBETOHAKA.07 taona lasa izay no nanamarihana ny hetsika ara-kolontsaina volambetohaka farany izay natao tany amin'ny distrikan'i Manandriana .Ny taona 2018 no nanamarika ny hetsika farany ny faritra Amoron'i Mania, ary izao novelomina izao indray ny hetsika izay araka ny hetahetan’ireo Tompon'Agnarandray aty an-toerana, ary noraisan’ny Ministry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna Mara Donna mba hamerenan-kasina ny kolontsaina malagasy isam-paritra toy izao.Ny Talem-paritry ny Serasera sy Kolontsaina Amoron'i Mania NOMENJANAHARY Jean Aimé no nisolo-tena ny ministera noho ity hetsika ity nazahoam-pankatoavana teo anivon’ny Fitondram-panjakana.Kolontsaina vatofototry ny fampandrosoana

Publie le 22/08/2025 Par 451512 Categorie: Actualités