Actualités > KABESON'IREO MAHERY FON'NY FIRENENA

KABESON'IREO MAHERY FON'NY FIRENENA


Hivahiny ao anatin'ny vaovao an-tsary ny TVM ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Ramatoa MARA Volamiranty Donna anio, hiresaka ny momba ny fampodiana ny Kabeson'ireo mahery fon'ny firenena sy ny fandaharam-potoana rehetra ao anatin'izany.Higadona eto an-tanindrazana amin'ity anio ity ny kabeson'ireo mahery fon'ny firenena dia ny kabeson'ny Ampanjaka Toera sy ireo miaramila roalahy niaraka taminy.

Publie le 02/09/2025 Par 451512 Categorie: Actualités