Actualités > AMIN' NY MAHA SINGA ARA-KOLONTSAINA N...

AMIN' NY MAHA SINGA ARA-KOLONTSAINA NY KABESO DIA MITANA TOERANA LEHIBE EO AMIN' NY FANOMEZAN-DANJA NY HAREMBAKOKA NY FAMERENANA AZY AMIN'NY TOERANA NIAVIANY

Amin'ny maha singa ara-kolontsaina ny Kabeso dia mitana toerana lehibe eo amin'ny fanomezan- danja ny harembakoka ny famerenana azy amin'ny toerana niaviany. Koa ny ezaka amin'ny fampodiana ny kabeson'ny Ampanjaka Toera sy ireo mpitari-tafika Sakalava niara-dia taminy dia sady fampiroboroboana  Kolontsaina no fampitana ny tantara sy ny lanjan'ny harentsaina ho an'ny taranaka mifandimby.Amin'izao fiverenana an-tanindrazana izao dia rariny loatra  raha omen'ny fitondram-panjakana haja sy voninahitra izy ireo amin'ny maha mahery fon'i Madagasikara azy.Efa fampanantenana nataon’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ny 06 Novambra 2020 nandritra ny fitokanana ny Rovan’i Madaagsikara ny tsy maintsy hamerenana ny kabeson'ny Ampanjaka Toera sy ireo mpitari-tafika Sakalava niara-dia taminy.Niasa mivantana tamin’ny fanatontosana izany ny Ministeran’ny Serasera sy Kolontsaina.

AMIN' NY MAHA SINGA ARA-KOLONTSAINA NY KABESO DIA MITANA TOERANA LEHIBE EO AMIN' NY FANOMEZAN-DANJA NY HAREMBAKOKA NY FAMERENANA AZY AMIN'NY TOERANA NIAVIANY
AMIN' NY MAHA SINGA ARA-KOLONTSAINA NY KABESO DIA MITANA TOERANA LEHIBE EO AMIN' NY FANOMEZAN-DANJA NY HAREMBAKOKA NY FAMERENANA AZY AMIN'NY TOERANA NIAVIANY
AMIN' NY MAHA SINGA ARA-KOLONTSAINA NY KABESO DIA MITANA TOERANA LEHIBE EO AMIN' NY FANOMEZAN-DANJA NY HAREMBAKOKA NY FAMERENANA AZY AMIN'NY TOERANA NIAVIANY
AMIN' NY MAHA SINGA ARA-KOLONTSAINA NY KABESO DIA MITANA TOERANA LEHIBE EO AMIN' NY FANOMEZAN-DANJA NY HAREMBAKOKA NY FAMERENANA AZY AMIN'NY TOERANA NIAVIANY
AMIN' NY MAHA SINGA ARA-KOLONTSAINA NY KABESO DIA MITANA TOERANA LEHIBE EO AMIN' NY FANOMEZAN-DANJA NY HAREMBAKOKA NY FAMERENANA AZY AMIN'NY TOERANA NIAVIANY
AMIN' NY MAHA SINGA ARA-KOLONTSAINA NY KABESO DIA MITANA TOERANA LEHIBE EO AMIN' NY FANOMEZAN-DANJA NY HAREMBAKOKA NY FAMERENANA AZY AMIN'NY TOERANA NIAVIANY
AMIN' NY MAHA SINGA ARA-KOLONTSAINA NY KABESO DIA MITANA TOERANA LEHIBE EO AMIN' NY FANOMEZAN-DANJA NY HAREMBAKOKA NY FAMERENANA AZY AMIN'NY TOERANA NIAVIANY
AMIN' NY MAHA SINGA ARA-KOLONTSAINA NY KABESO DIA MITANA TOERANA LEHIBE EO AMIN' NY FANOMEZAN-DANJA NY HAREMBAKOKA NY FAMERENANA AZY AMIN'NY TOERANA NIAVIANY
AMIN' NY MAHA SINGA ARA-KOLONTSAINA NY KABESO DIA MITANA TOERANA LEHIBE EO AMIN' NY FANOMEZAN-DANJA NY HAREMBAKOKA NY FAMERENANA AZY AMIN'NY TOERANA NIAVIANY
Publie le 03/09/2025 Par 451512 Categorie: Actualités