Actualités > LALANA AMPANJAKA TOERA

LALANA AMPANJAKA TOERA


Notokanana ary nomena ny anarana '' Lalana Ampanjaka Toera'' ny lalana eo Ampanasana Miandrivazo, ary napetraka ny tsangam-bato lehibe ao Ampanasana ho fanamarihana ny fandalovan’ny Kabeson’ny Ampanjaka Toera tao Miandrivazo.Ny lanonana dia notarihan'ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna, natrehan'ny ny filoha lefitry ny Antenimieran-doholona misahana ny tapany atsimo Nicolas Rabemananjara, sy ireo solom-bavam-bahoaka ary ireo manampahefana maro any an-toerana.

LALANA AMPANJAKA TOERA
LALANA AMPANJAKA TOERA
LALANA AMPANJAKA TOERA
LALANA AMPANJAKA TOERA
LALANA AMPANJAKA TOERA
LALANA AMPANJAKA TOERA
LALANA AMPANJAKA TOERA
LALANA AMPANJAKA TOERA
Publie le 04/09/2025 Par 451512 Categorie: Actualités