Tonga nanome voninahitra ny fankalazana ny "Hindi Diwas 2025" ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Ramatoa MARA Volamiranty Donna androany.Lanonana izay natao tao amin'ny Masoivohon'ny Inde eto Madagasikara ary fihetsika manome lanja ihany koa ny fifamatorana ara-kolontsaina misy eo amin'i Madagasikara sy i Inde.