Isan'ny nanamarika izany ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Amoron'i Mania tao amin'ny Distrika Fandriana tamin'ny alalan'ny: Famerenan-kasina ny Vatolahy ao Ambatonandriana ao antsena Sabotsy.Fangatahan-tsaotra teo amin'ny hazon-dRainitanjaka Fanamarihana niarahana taminβny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Amoron'i Mania, niaraka taminβireo manam-pahefana isanβambaratongany sy ireo Ray aman-dReny avy ao an-toerana, tao aneinβny lohahevitra πΎπππππ‘π ππππ ππππππππ¦, πππππππππππ ππ¦ πππππβπ-ππππππ