Actualités > GASCAR FENOSOA

GASCAR FENOSOA


Ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina sy ireo mpiara-miasa rehetra dia faly miarahaba sy mirary fahombiazana feno ho an’Andriamatoa 𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 𝐅𝐞𝐧𝐨𝐬𝐨𝐚 voatendry ho Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina

Publie le 28/10/2025 Par 451512 Categorie: Actualités