Actualités > ROVA AMBOHIDRABIBY NITOMBO IRAY NY FO...

ROVA AMBOHIDRABIBY NITOMBO IRAY NY FOTODRAFITRASA ARA-KOLONTSAINA

Vita Fitokanana ny sabotsy 01 novambra 2025 ny trano MAHASOA izay miorina ao amin'ny Vohitra masina Rovan’Ambohidrabiby.Misokatra ho an'ny Zanadrano rehetra tsy an-kanavaka manerana ny Nosy i MAHASOA hoy ny Filohan'ny Taranaka sy Raiamandreny ara-drazana eto Ambohidrabiby RAZAFINDRAKOTOHASINA Niombonana.Ny tenany izay naneho fankasitrahana ireo mianadahy tsara sitrapo nanampy amin'ny endriny feno tamin'ny fananganana ity fotodrafitr'asa ara-kolontsaina eto amin'ny Rovan’ Ambohidrabiby ity izay nahazo fankatoavana ara-dalàna tamin'ny Ministeran'ny Kolotsaina sy Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina Tonga nanatrika ity lanonana manan-danja ity ny teo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Analamanga. DRCC Analamanga

ROVA AMBOHIDRABIBY NITOMBO IRAY NY FOTODRAFITRASA ARA-KOLONTSAINA
ROVA AMBOHIDRABIBY NITOMBO IRAY NY FOTODRAFITRASA ARA-KOLONTSAINA
ROVA AMBOHIDRABIBY NITOMBO IRAY NY FOTODRAFITRASA ARA-KOLONTSAINA
ROVA AMBOHIDRABIBY NITOMBO IRAY NY FOTODRAFITRASA ARA-KOLONTSAINA
ROVA AMBOHIDRABIBY NITOMBO IRAY NY FOTODRAFITRASA ARA-KOLONTSAINA
ROVA AMBOHIDRABIBY NITOMBO IRAY NY FOTODRAFITRASA ARA-KOLONTSAINA
Publie le 03/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualités