Mampiavaka ny firenena malagasy ny Kabary, ary tsy misy tsy ahitana azy avokoa ny faritra rehetra manerana ny Nosy. ๐ฒ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ iray manandratra avo ny Voninahi-pirenentsika ny ๐ฒ๐๐๐๐๐, ary raha tsiahivina dia voarakitra eo anivonโny UNESCO ho ๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐ nanomboka ny taona 2021 ity ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ity. Feno 62 taona izao ny niorenanโny ๐ ๐๐๐๐๐๐ izay fikambanana namoaka ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ค๐๐๐๐ซ๐ฒ ๐ฆ๐๐ญ๐ข๐ก๐๐ง๐ข๐ง๐ anโarivony maro manerana izao tontolo izao, izay isanโireo nisitraka izany fiofanana Kabary teo anivonโny FIMPAMA izany koa ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ GASCAR Fenosoa, nanomboka ny taona 2009 ka mbola ๐๐ฉ๐ข๐ค๐๐๐๐ซ๐ฒ ๐ฆ๐๐ญ๐ข๐ก๐๐ง๐ข๐ง๐ mandraka ankehitrio.Ny faranโny herinandro teo no tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajร na ny minisitra mpiahy ny kolontsaina malagasy ny teo anivonโny Foibe ๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ง-๐ญ๐๐ง๐ฒ, ka nandritra ny fihaonana no naneho ny faniriany ny Fikambanana mba ๐ก๐ข๐๐ซ๐-๐ก๐ข๐ฌ๐๐ฅ๐๐ก๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐๐ซ๐ ao anatinโizao fankalazร na manetriketrika izao, ary koa nanasa ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ho Ray aman-dReny ๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ก๐ฒ ny fankalazร na hatao ny ๐๐ ๐๐จ๐ฏ๐๐ฆ๐๐ซ๐ ho avy izao aminโny maha Mpikabary matihanina, sy mpikambana eo anivonโny FIMPAMA ny minisitra Gascar Fenosoa Ankehitriny dia mielipatrana amina firenena maherinโny roampolo ny FIMPAMA izay fikambanana mampianatra, mivoy ary manandratra avo ny ๐ฒ๐๐๐๐๐.Andaniny ity fankalazร na hotanterahina ao aminโny efitrano HAVORIA Anosy ity, fa etsy ankilany dia teboka voaresaka nandritra ny dinidinika nataonโny roa tonta ihany koa ny ezaka ๐ก๐๐ง๐๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐ฬ๐ง๐ ny fenitry ny ๐๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐๐๐๐ซ๐ฒ mba ho tena mpikabary matihanina sy mahafehy ny pitsopitsonโny Kabary tokoa ireo mpiofana avy aminโireo sekoly fanofanana samihafa.Ankoatra ny fanomanana sahady ny ๐๐ง๐๐ซ๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐ค๐๐๐๐ซ๐ฒ izay ankalazaina isaky ny ๐๐ ๐ฃ๐๐ง๐จ๐๐ซ๐ฒ, nanomboka ny tzona 2022, dia hapetraka tsy ho ela ihany koa ny ๐๐ข๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ก๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐๐ซ๐๐ก๐๐ฆ๐ข๐๐ฌ๐ eo aminโny Minisiteranโ ny Serasera sy ny Kolontsaina sy ny FIMPIMA ka tanjona hahafahana manatanteraka fampianarana Kabary eny anivonโireny Tranobenโny Kolontsaina manerana ny Nosy ireny, noho ity kolontsaina ity manome hadiny ny soatoavina sy ny fihavanana malagasy.