Actualitรฉs > HAVAOZINA IREO TRANO FANDRAISAM-PEO R...

HAVAOZINA IREO TRANO FANDRAISAM-PEO ROA HAFA ANKOATRA NY STUDIO SOLO RAMAROLAHY IZAY AMPIASAINA ANKEHITRINY.

Tanjona ny hahafahanโ€™ireo mpiara-miasa ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ง๐™– ๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™ฉ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฉ๐™ง๐™– ho fanomezana fahafaham-po hatrany ny mpihainonโ€™ny Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz araka ny ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ซ๐™–๐™ค๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™– andrasanโ€™ny olom-pirenena. Fantatra io nandritra ny fitsidihanโ€™ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ny toeram-piasanโ€™ny Onjampeom-pirenena malagasy, ka nahafahany nitafa mivantana taminโ€™ireo mpiara-miasa nihainoana ny tolo-kevitra fanatsarร na avy aminโ€™izy ireo.Vakoka nitety vanim-potoana, ary maharaka ny fandrosoanโ€™ny teknolojia maoderina ny Radiom-pirenena malagasy. Manana fahaiza-manao ireo teknisiana mikirakira ny RNM, ary matihanina ireo mpiara-miasa mampiodina azy ka rariny loatra raha hanohana azy ny minisitera mpiahy.

Publie le 11/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs