Ny Zoma 14 Novambra no nanatanterahana ny fakan-kevitra momba ny π²ππππππππππ, πππππππππ πππ πππππππππ π―ππππππππππ ny tao amin'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ππππ¬π’ππ¨π€π . Hita nandray anjara ny mpikabary, mpihira, mpanoratra, mpikarakara hetsika ara-javakanto sy mpitahiry harembakoka eto amin'ny Faritra Betsiboka.