Ny Zoma 14 Novambra no nanatanterahana ny fakan-kevitra momba ny ๐ฒ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฏ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ny tao amin'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐๐๐ญ๐ฌ๐ข๐๐จ๐ค๐ . Hita nandray anjara ny mpikabary, mpihira, mpanoratra, mpikarakara hetsika ara-javakanto sy mpitahiry harembakoka eto amin'ny Faritra Betsiboka.