ActualitΓ©s > MAINTIRANO

MAINTIRANO


Tao 𝐌𝐚𝐒𝐧𝐭𝐒𝐫𝐚𝐧𝐨 no natao ny 𝐟𝐚𝐀𝐚𝐧-𝐀𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚 momba ny π‘²π’π’π’π’π’•π’”π’‚π’Šπ’π’‚, π’π’‚π’—π’‚π’Œπ’‚π’π’•π’ π’‚π’“π’š π‘―π’‚π’“π’†π’Žπ’ƒπ’‚π’Œπ’π’Œπ’‚ izay nokarakarain'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝐌𝐞π₯𝐚𝐀𝐲.Nomena fotoana malalaka ireo mpisehatra nilaza ny zava-misy, nitantara ny olana ary nanolotra 𝐭𝐨π₯𝐨-𝐀𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚 π‘πšπ§πšπ­π¬πšπ«πšΜ€π§πš.Nahatonga solon-tena avokoa na ny mpanakanto, mpanoratra, ny mpanao sary hosodoko, ny mpikabary, ny fikambanam-behivavy π’Žπ’‘π’Šπ’•π’”π’Šπ’π’‹π’‚π’Œπ’š 𝒅𝒂𝒃𝒂 ary ireo mpandihy sy mpandihy netim-paharazana.

MAINTIRANO
MAINTIRANO
MAINTIRANO
MAINTIRANO
MAINTIRANO
MAINTIRANO
MAINTIRANO
Publie le 17/11/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s