Ny Tranoben`ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐ผ๐ ๐คฬ๐ง๐ฎ ๐๐๐ก๐ฎ ao ๐๐๐ก๐๐ฃ๐๐ง๐ ๐ no nampiantrano ๐๐๐ค๐๐ง-๐ค๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ซ๐-๐ค๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ ny Alarobia 12 Novambra teo ho an`ireo mpisehatra ara-kolontsaina ao aminโny Faritra ๐๐จ๐๐ง๐ฒ.Voakasikโity fanolorana tolo-kevitra hanatsarร na ny ๐ฒ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฏ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ity ihany koa ireo Distrika mandrafitra ny Faritra.Nanao ny fandaminana sy ny fikarakarana no andraikitry ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Boeny fa nomen-danja kosa ny hevitra avy aminโireo mpisehatra nahitana ireo ๐๐๐โ๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐โ๐๐ก๐ ๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐ก๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฆ, ๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐ โ๐๐ ๐๐๐๐๐ sns, mba ho fametrahana ny fotom-pisainana ๐๐๐๐ ๐๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐ผ ๐๐๐๐ผ๐๐๐๐๐๐๐ผ๐๐ผ araka ny Fanaovaozana andrasana eto anivonโny Firenena.