Hisy ny fihaonana mivantana amin’ny mpanoratra Heriarilala RATSIMBAZAFY Andriamamonjy ny zoma 28 Marsa 2025 amin’ny 2 ora sy sasany izay hotontosaina ao amin’ny efitra DOX Tranombokim-pirenena Anosy
#MSK
Publie le 21/03/2025
Par 451512
Categorie: Actualités