Actualitรฉs > 16 NOVAMBRA 1963 / 16 NOVAMBRA 2025

16 NOVAMBRA 1963 / 16 NOVAMBRA 2025


๐‘ฐ๐’›๐’‚๐’š ๐’•๐’Š๐’‚ ๐’๐’š ๐’•๐’†๐’๐’Š๐’-๐’…๐’“๐’‚๐’›๐’‚๐’๐’š, ๐’•๐’Š๐’‚ ๐’๐’š ๐’•๐’‚๐’๐’Š๐’๐’…๐’“๐’‚๐’›๐’‚๐’๐’šTontosa androany ๐Ÿญ๐Ÿฒ ๐—ป๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฎ ny ๐’๐’‚๐’๐’๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’“๐’‚-๐’Œ๐’๐’๐’๐’๐’•๐’”๐’‚๐’Š๐’๐’‚ lehibe nanamarihana ny faha 62 taona niorenanโ€™ny ๐‘ญ๐’Š๐’Œ๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’๐’‚๐’โ€™๐’๐’š ๐‘ด๐’‘๐’Š๐’Œ๐’‚๐’ƒ๐’‚๐’“๐’š ๐‘ด๐’‚๐’๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š FIMPIMA, iray aminโ€™ireo Fikambanana zokiny sy mpamaky lay aminโ€™ny fanandratana ny ๐‘ฒ๐’‚๐’ƒ๐’‚๐’“๐’š aminโ€™ny maha kolontsaina malagasy tsy manam-paharoa azy.GASCAR Fenosoa, ๐‘ด๐’‘๐’Š๐’Œ๐’‚๐’ƒ๐’‚๐’“๐’š, Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, izay Ray aman-dReny mpiahy ity fotoan-dehibe ity no nitarika ny lanonam-pankalazร na sady nanambara taminโ€™ny ofisialy ny fisokafanโ€™ny fanamarihana ny tsingerintaona. Raha miisa 14 no mpikambana tany am-piandohana aminโ€™ity sehatry ny ๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’ƒ๐’๐’๐’‚๐’๐’‚ ity, dia efa amanโ€™arivony maro kosa ireo mpikabary avy aminโ€™ity Fikambanana ity ankehitriny, izay mieli-patrana manerana izao tontolo izao araka ny fampitร na nataonโ€™ny Filohanโ€™ny ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ด๐‘ท๐‘ฐ๐‘ด๐‘จ ๐‘ด๐’‚๐’๐’†๐’“๐’‚๐’-๐’•๐’‚๐’๐’š Ramatoa ANDRIAMBOAVONJY Hanitriniaina, izay marika fa velona sy miroborobo ny kolontsaina malagasy ka antony nahatonga ny minisitera mpiahy hanohana hatrany ireo mpisehatra.Vory lanona tetsy aminโ€™ny efitrano ๐‘ฏ๐‘จ๐‘ฝ๐‘ถ๐‘น๐‘ฐ๐‘จ Anosy ireo mpikatroka manerana ny Nosy nahitana ireo Filoham-boninahitra nanorina sy efa nitantana ny Fikambanana, ireo Filoham-paritany, ireo Sampana mpikabary, ary ireo solon-tenanโ€™ny Sampana FIMPIMA avy any ivelany, ankoatra ireo nanaraka mivantana taminโ€™ny alalanโ€™ny sary am-pitaindavitra.

16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
16 NOVAMBRA 1963 /  16 NOVAMBRA 2025
Publie le 17/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs