Heriarilala RATSIMBAZAFY Andriamamonjy no mpanoratra homentsika sehatra amin'ity volana ity , Hisy ny fihaonana fampahafantarana azy misimisy kokoa ny zoma 28 Marsa 2025 amin’ny 2 ora sy sasany izay hotontosaina ao amin’ny efitra DOX Tranombokim-pirenena Anosy., izay hanasana antsika rehetra.
#MSK