Actualités > FANDAHARANA MANOKANA

FANDAHARANA MANOKANA


𝐍𝐘 𝐕𝐈𝐃𝐈𝐍'𝐍𝐘 "𝐈𝐍𝐓𝐄𝐑𝐍𝐄𝐓" 𝐄𝐓𝐎 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀𝗔𝗻𝗱𝗮𝗼 𝗵𝗼𝗿𝗲𝘀𝗮𝗵𝗶𝗻𝗮...Minisitra 4 no ho vahinin'ny Fandaharana manokan'ny TVM sy Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz amin'ity androany ity amin'ny 8 ora alina. Hiresaka an'io vidin'ny Internet io.Eo ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny Paositra sy ny fifandraisan-davitra, ny Minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, ny Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola ary ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina.

Publie le 24/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualités