๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ฅ๐ข๐ฆ๐๐ข๐ง๐ฃ๐๐ง๐๐ก๐๐ซ๐ข๐งโ๐๐ข๐ง๐๐ฌ๐จ๐ ๐ ๐๐ฌ๐ญ๐ข๐ง ๐ฬ๐ฅ๐ข๐ฌ๐ฬ๐, no votendry ho ๐ป๐๐๐ ๐ฑ๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐ถ๐น๐ป๐ด nanomboka ny 19 Novambra lasa teo, nandimby toerana ny Tale Jeneraly teo aloha ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ฃ๐๐ข๐ง๐.Notanterahina androany 25 Novambra tetsy aminโny efitrano ๐๐๐ฉ๐ข๐ฅ๐๐ ๐๐ป๐ผ๐๐ ny lanonana famindram-pitantanana teo aminโ ireo Tale Jeneraly roa tonta, izay notarihinโny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina GASCAR Fenosoa notrononโny Sekretera Jeneralinโny minisitera RASOLOFOARIJAONA Miary, ary ireo tomponโandraikitra ambony eo anivonโny minisitera sy ny Ortm. Ny taona 2024 no nanomboka nisahana ny andraikitra maha Tale Jeneraly azy i ๐ซ๐ฎ ๐ต๐๐๐๐๐๐๐ araka ny anarana ahafantaranโny maro azy, ary talohanโizay dia efa niandraikitra ny maha Talenโny TVM ihany koa izy nanomboka ny taona 2021. ๐ด๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ momba ny fikirakirana ireo fitaovan-tserasera ary manana traikefa aminโny asa eo anivonโny ๐ข๐ฅ๐ง๐ na ny ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ ๐๐๐๐ ๐๐ก ๐๐ ๐๐ ๐๐ฬ๐๐ฬ๐ฃ๐๐ ๐๐๐ ๐๐ข๐๐๐๐๐ข๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ny Tale Jeneraly vao notendrana ๐๐๐๐๐๐ ๐ฬ๐ฅ๐ข๐ฌ๐ฬ๐ izay niasa nandritra ny 18 taona teo anivonโity haino amanjerim-pirenena ity. Fanamby napetrany ny hitazomana hatrany ny maha haino amanjery filamatra eto Madagasikara, sy fanoitranโny fampandrosoana isam-paritra.Tonga maro nanotrona ity lanonana ity ireo mpiara-miasa eo anivonโny ORTM niaraka taminโireo fianakaviambenโny minisitera.