Miantefa amin'ny ankizy sy ny tanora ny ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐, izay hotontosaina ao amin'ny efitrano ๐ซ๐๐๐๐ ๐ฑ๐๐๐๐๐๐๐๐, Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM Anosy ny ๐๐น๐ฎ๐ฟ๐ผ๐ฏ๐ถ๐ฎ ๐ฏ ๐๐ฒ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฟ๐ฎ ho avy izao amin'ny ๐ต ๐ผ๐ฟ๐ฎ.๐ฏ๐ฌ๐บ๐ป.๐ฑ๐๐๐-๐ฑ๐๐๐๐๐ ๐น๐จ๐ฉ๐ฌ๐จ๐น๐ฐ๐ฝ๐ฌ๐ณ๐ถ, poeta miroa tontolo ๐ฑ๐๐๐๐๐๐ ๐น๐จ๐ฉ๐ฌ๐ด๐จ๐ต๐จ๐ต๐ฑ๐จ๐น๐จ, poeta sy mpitolona izay boky samy nosoratan'i Florence Dimani no indray hampahafantarina ampahibemaso mandritra izany fotoana izany.Tetikasa niarahana tamin'ny edisiona TENY ary novatsian'ny Fonds Yavarhoussen moa no nandavorariana izany.๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐