ActualitΓ©s > FAKAN-KEVITRA HO FANAVAOZANA NY TONTO...

FAKAN-KEVITRA HO FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA, NY ZAVAKANTO, ARY NY FIKAJIANA NY HAREMBAKOKA

Taorian’ireo fakan-kevitra natao nanomboka ny π΄π‘™π‘Žπ‘˜π‘Žπ‘šπ‘–π‘ π‘¦ 13 π‘›π‘œπ‘£π‘Žπ‘šπ‘π‘Ÿπ‘Ž teo dia tonga manolotra ireo fehin-kevitra niarahan’ireo π’Žπ’‘π’Šπ’”π’†π’‰π’‚π’•π’“π’‚ 𝒂𝒓𝒂-π’Œπ’π’π’π’π’•π’”π’‚π’Šπ’π’‚ maro araky ny π’π¨π€πšπ£π²avy ireo solontena.Nandray azy ireo tetsy amin’ny Birao fiasany etsy Nanisana ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina GASCAR Fenosoa ny andron’ity π΄π‘™π‘Žπ‘˜π‘Žπ‘šπ‘–π‘ π‘¦ 27 π‘›π‘œπ‘£π‘Žπ‘šπ‘π‘Ÿπ‘Ž ity, ka ny Sokajy π“πžπ§π² 𝐦𝐚π₯𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 sy ny Sokajy πŠπšπ›πšπ«π² no tonga nanatitra fehin-kevitra ny maraina teo.Soatoavina malagasy ny teny ierΓ na

FAKAN-KEVITRA HO FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA, NY ZAVAKANTO, ARY NY FIKAJIANA NY HAREMBAKOKA
FAKAN-KEVITRA HO FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA, NY ZAVAKANTO, ARY NY FIKAJIANA NY HAREMBAKOKA
FAKAN-KEVITRA HO FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA, NY ZAVAKANTO, ARY NY FIKAJIANA NY HAREMBAKOKA
FAKAN-KEVITRA HO FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA, NY ZAVAKANTO, ARY NY FIKAJIANA NY HAREMBAKOKA
FAKAN-KEVITRA HO FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA, NY ZAVAKANTO, ARY NY FIKAJIANA NY HAREMBAKOKA
FAKAN-KEVITRA HO FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA, NY ZAVAKANTO, ARY NY FIKAJIANA NY HAREMBAKOKA
FAKAN-KEVITRA HO FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA, NY ZAVAKANTO, ARY NY FIKAJIANA NY HAREMBAKOKA
FAKAN-KEVITRA HO FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA, NY ZAVAKANTO, ARY NY FIKAJIANA NY HAREMBAKOKA
FAKAN-KEVITRA HO FANAVAOZANA NY TONTOLON' NY KOLONTSAINA, NY ZAVAKANTO, ARY NY FIKAJIANA NY HAREMBAKOKA
Publie le 27/11/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s