Manokana fotoana ๐๐๐ฆ๐๐ค๐ข๐๐ฆ-๐๐จ๐ค๐ฒ ho anโireo ankizy mpianatra ny Minisiteranโny Serasera sy ny Kolontsaina ho famporisihina ireo zaza ho tia vaki-boky.Tanterahina ๐ข๐ฌ๐๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ฅ๐๐ซ๐จ๐๐ข๐ eo anivonโny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM Anosy ny fotoana ho anโny ankizy mpianatra antsoina hoe "๐พ๐๐ผ๐พ ๐ซ๐๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐" izay tafiditra aminโny fotoana manokana natao ho azy ireo.Ankoatra ny ๐ง๐ข๐ฎ๐ข๐ฌ๐ช๐ข๐ฎ-๐ฃ๐ฐ๐ฌ๐บ dia misy ihany koa ireo kilalaon-tsaina maro isan-karazany sy fanentanana manodidina ny boky ary ny kolontsaina hiarahana amin'ireo mpianatra mandritra ny Alarobia ยซ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ยปEntanina hatrany ireo ๐ฌ๐๐ค๐จ๐ฅ๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐ง-๐ค๐๐ง๐๐ฏ๐๐ค๐ mba hitsidika ny Tranombokim-pirenena Anosy sy hifandray mivantana aminโireo tomponโandraikitra eny an-toerana.๐ต๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐Vahininโny ๐พ๐๐ผ๐พ ๐ซ๐๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐ ny Alarobia 26 novambra 2025 : Ecole Privรฉe KilongaPalais des PrincesBambi'scool Analamahitsy