Actualitรฉs > ZARO HAMAKY BOKY NY KILONGA

ZARO HAMAKY BOKY NY KILONGA


Manokana fotoana ๐Ÿ๐š๐ฆ๐š๐ค๐ข๐š๐ฆ-๐›๐จ๐ค๐ฒ ho anโ€™ireo ankizy mpianatra ny Minisiteranโ€™ny Serasera sy ny Kolontsaina ho famporisihina ireo zaza ho tia vaki-boky.Tanterahina ๐ข๐ฌ๐š๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐š๐ฅ๐š๐ซ๐จ๐›๐ข๐š eo anivonโ€™ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM Anosy ny fotoana ho anโ€™ny ankizy mpianatra antsoina hoe "๐˜พ๐™‡๐˜ผ๐˜พ ๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™š" izay tafiditra aminโ€™ny fotoana manokana natao ho azy ireo.Ankoatra ny ๐˜ง๐˜ข๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ช๐˜ข๐˜ฎ-๐˜ฃ๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜บ dia misy ihany koa ireo kilalaon-tsaina maro isan-karazany sy fanentanana manodidina ny boky ary ny kolontsaina hiarahana amin'ireo mpianatra mandritra ny Alarobia ยซ ๐˜š๐˜—๐˜Œ๐˜Š๐˜๐˜ˆ๐˜“๐˜Œ ๐˜Œ๐˜Š๐˜–๐˜“๐˜Œ ยปEntanina hatrany ireo ๐ฌ๐ž๐ค๐จ๐ฅ๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ง-๐ค๐š๐ง๐š๐ฏ๐š๐ค๐š mba hitsidika ny Tranombokim-pirenena Anosy sy hifandray mivantana aminโ€™ireo tomponโ€™andraikitra eny an-toerana.๐‘ต๐’…๐’‚๐’ ๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‚๐’Œ๐’š ๐’ƒ๐’๐’Œ๐’š ๐’‡๐’‚ ๐’”๐’‚๐’Œ๐’‚๐’Š๐’›๐’‚๐’โ€™๐’๐’š ๐’”๐’†๐’Œ๐’๐’๐’š ๐’๐’š ๐’ƒ๐’๐’Œ๐’šVahininโ€™ny ๐˜พ๐™‡๐˜ผ๐˜พ ๐™ซ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™š ny Alarobia 26 novambra 2025 : Ecole Privรฉe KilongaPalais des PrincesBambi'scool Analamahitsy

ZARO HAMAKY BOKY NY KILONGA
ZARO HAMAKY BOKY NY KILONGA
ZARO HAMAKY BOKY NY KILONGA
ZARO HAMAKY BOKY NY KILONGA
ZARO HAMAKY BOKY NY KILONGA
ZARO HAMAKY BOKY NY KILONGA
ZARO HAMAKY BOKY NY KILONGA
ZARO HAMAKY BOKY NY KILONGA
ZARO HAMAKY BOKY NY KILONGA
ZARO HAMAKY BOKY NY KILONGA
ZARO HAMAKY BOKY NY KILONGA
ZARO HAMAKY BOKY NY KILONGA
ZARO HAMAKY BOKY NY KILONGA
ZARO HAMAKY BOKY NY KILONGA
Publie le 27/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs