Actualités > TAOM-BAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025

TAOM-BAOVAO MALAGASY FIDIOVANA 2025


Fandaharam-potoana mahakasika ny fankalazana ny Taom-baovao Malagasy Fidiovana 2025 izay mifototra amin'ny lohahevitra hoe "Ny Kolontsain'ny fitoniana, antoky ny fahavelomana".
Hanomboka ny alahady 23 Marsa ny hetsika eny amin'ny Rovan'i Madagasikara izay hanasana ny Malagsy rehetra.

Publie le 24/03/2025 Par 451512 Categorie: Actualités