ActualitΓ©s > NY MPISEHATRA ARA-KOLONTSAINA SY IREO...

NY MPISEHATRA ARA-KOLONTSAINA SY IREO SOKAJINY.

Sokajy π“πžπšπ­π’π«πš 𝐬𝐲 π“πšπ§π­πšπ«πš πšπ§β€™π¨π§π£πšπ¦π©πžπ¨Sokajy π€π¬πš 𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚, ahitana ireo 𝐌𝐩𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚, 𝐌𝐩𝐚𝐦𝐨𝐀𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐦𝐩𝐒𝐯𝐚𝐫𝐨-𝐛𝐨𝐀𝐲Sokajy 𝐃𝐒𝐑𝐲 𝐚𝐧-π­πšπ§πšπ§ππžπ‘π’π›πžSamy nahavita fehin-kevitra avokoa ireo Sokajy ireo taorian’ny π…π€πŠπ€π-πŠπ„π•πˆπ“π‘π€ ho Fanavaozana ny tontolon’ny π‘²π’π’π’π’π’•π’”π’‚π’Šπ’π’‚, π’π’š π’›π’‚π’—π’‚π’Œπ’‚π’π’•π’, π’‚π’“π’š π’π’š π’‡π’Šπ’Œπ’‚π’‹π’Šπ’‚π’π’‚ π’π’š π‘―π’‚π’“π’†π’Žπ’ƒπ’‚π’Œπ’π’Œπ’‚, ka tonga nanolotra izany teo anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina androany π΄π‘™π‘Žπ‘˜π‘Žπ‘šπ‘–π‘ π‘¦ 27 π‘›π‘œπ‘£π‘Žπ‘šπ‘π‘Ÿπ‘Ž.Nisy ny tafatafa nifanaovan’ireo solo-tena isaky ny π’π¨π€πšπ£π² tamin’ny Minisitra GASCAR Fenosoa ankoatra ny fanolorana ireo antontan-kevitra mirakitra izay tapaky ny π’Žπ’‘π’Šπ’”π’†π’‰π’‚π’•π’“π’‚ 𝒂𝒓𝒂-π’Œπ’π’π’π’π’•π’”π’‚π’Šπ’π’‚ maro nandritra ny fotoana nanatanterahana ny fakan-kevitra ny π΄π‘™π‘Žπ‘˜π‘Žπ‘šπ‘–π‘ π‘¦ 13 π‘›π‘œπ‘£π‘Žπ‘šπ‘π‘Ÿπ‘Ž teo. π’•π’†π’π’š π’Šπ’†π’“π’‚Μ€π’π’‚ ho fanavaozana ny kolontsaina malagasy.

Publie le 28/11/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s