Anisan'ny fanontaniana miverimberina amin'ireo mpisehatra amin'ny totonlon'ny haisoratra ireo lohahevitra roa lehibe aroson'ny ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฆ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ mandritra ny ๐๐๐ก๐๐ ๐๐ซ๐๐ฉ๐ง๐ hiarahana amin'izy ireo ny:Alarobia 10 Desambra 2025Efitrano DOX - Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM amin'ny 2 ora sy sasanyKoa tongava maro fa sady afaka hifanakalo hevitra no hifampizara ny mahasoa.