๐๐ผ๐น๐ผ๐ป๐๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ anasana ny mpiantsehatra rehetra amin'ny kolontsaina. Alarobia 03 Desambra 2025Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM - Efitrano DOXAmin'ny ๐ฎ๐ผ๐ฟ๐ฎ ๐๐ ๐ฏ๐ฌ minitraTsy misy vidim-pidirana, tongava maro tompoko!