Actualités > NASIAM-PANAMBOARANA NY FITAOVAN' NY T...
NASIAM-PANAMBOARANA NY FITAOVAN' NY TELEVIZIONA MALAGASY AO AMBANJA KA ANKEHITRINY DIA MIVERINA AMIN' NY LAONINY IZANY REHEFA TAPAKA NANDRITRA NY ROA VOLANA TEO
Nidina ifotony nijery ny fahasimbana tany an-toerana ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Diana TINOGNY Fabio sy ireo teknisiana ka namaha io olana teknika nahatapaka ny TVM tao Ambanja io.
Publie le 03/12/2025
Par 451512
Categorie: Actualités