Actualitรฉs > FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.

FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.


Boky miisa roa ho an'nyankizy no navoaka tetsy amin'ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM Anosy ny maraina teo.Mampiavaka ireto boky ๐ป๐ด๐‘…๐ธ๐‘-๐‘‡๐‘†๐ด๐ผ๐‘๐ด ๐‘‰๐ด๐‘‚๐‘‰๐ด๐‘‚ ๐ป๐‘‚ ๐ด๐‘'๐‘๐‘Œ ๐ด๐‘๐พ๐ผ๐‘๐‘Œ ireto ny maha ๐’ƒ๐’๐’Œ๐’š ๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’ƒ๐’†๐’‚๐’›๐’‚๐’๐’‚ azy ireo, ary koa ๐’Ž๐’Š๐’“๐’‚๐’Œ๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’๐’š ๐’•๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’“๐’‚๐’Ž-๐’‘๐’Š๐’‚๐’Š๐’๐’‚๐’'๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’๐’“๐’‚๐’•๐’“๐’‚ ๐’‘๐’๐’†๐’•๐’‚ andrarezina teto Madagasikara dia ๐‰๐š๐œ๐ช๐ฎ๐ž๐ฌ ๐‘๐€๐๐„๐Œ๐€๐๐€๐๐‰๐€๐‘๐€ , ๐’‘๐’๐’†๐’•๐’‚ ๐’”๐’‚๐’…๐’š ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’•๐’๐’๐’๐’๐’‚ sy ๐‰๐ž๐š๐ง-๐‰๐จ๐ฌ๐ž๐ฉ๐ก ๐‘๐€๐๐„๐€๐‘๐ˆ๐•๐„๐‹๐Ž, ๐’‘๐’๐’†๐’•๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’“๐’๐’‚ ๐’•๐’๐’๐’•๐’๐’๐’.Tonga nanotrona ny lanonam-panolorana ofisialy ny Minisitra GASCAR Fenosoa, niaraka tamin'ireo mpiara-miasa eto anivon'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina.Ho an'i Jacques RABEMANANJARA dia ny ๐‘˜๐‘œ๐‘™๐‘œ๐‘›๐‘ก๐‘ ๐‘Ž๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘œ ๐‘“๐‘–๐‘ก๐‘Ž๐‘œ๐‘ฃ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž See More โ„Ž๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘ง๐‘œ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘™๐‘’๐‘œ๐‘ฃ๐‘Ž๐‘›-๐‘ก๐‘’๐‘›๐‘Ž ๐‘ ๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘ง๐‘œ ๐‘š๐‘Žโ„Ž๐‘Ž ๐‘€๐‘Ž๐‘™๐‘Ž๐‘”๐‘Ž๐‘ ๐‘ฆ, ka tamin'ny ๐—ณ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, amin'ny maha mpanao politika sy ๐—ฃ๐—ผ๐—ฒ๐˜๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ azy no nitondrany ny ๐’‡๐’‚๐’๐’๐’‰๐’†๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’๐’‹๐’‚๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’๐’š teto Madagasikara.Amin'ny maha ๐—ฃ๐—ผ๐—ฒ๐˜๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜€๐—ฒ๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ azy, niatrika mivantana ny ๐’‡๐’Š๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’๐’…๐’“๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’'๐’๐’š ๐’Œ๐’๐’๐’๐’๐’•๐’”๐’‚๐’Š๐’๐’‚ ๐’‡๐’“๐’‚๐’๐’•๐’”๐’‚๐’š ๐’”๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š i Jean-Joseph RABEARIVELO, ka izay no maha Poeta miroa tontolo an'ity andrarezin'ny literatiora malagasy ity.Ny famokarana sy famoahana ireto boky ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† navoaka'ny ยซ collection vakoka ยป ireto no tontosa dia vokatry ny fiaraha-miasa tamin'ny ๐’†๐’…๐’Š๐’”๐’Š๐’๐’๐’‚ ๐‘ป๐‘ฌ๐‘ต๐’€ sy ny "๐น๐‘œ๐‘›๐‘‘๐‘  ๐‘Œ๐‘Ž๐‘ฃ๐‘Ž๐‘Ÿโ„Ž๐‘œ๐‘ข๐‘ ๐‘ ๐‘’๐‘›" tarihin'ny Tale Jeneraliny Emmanuel BERARD, izay tonga nanatrika it fotoana androany itรฉ.Je vais vous parler de Dominique Ranaivoson et de Florence Dimani, de votre collรจgue Nahitana du DWA et de Sese Dille, et de Hobiana Andrianimerina.Raisin'ny Minisitera ho zava-dehibe ny hetsika momba ny boky toy izao noho izy mikolo ny sain'ny taranaka mifandimby sy mitahry ny kolontsaina malagasy.

FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
FAMOAHANA BOKY HO AN'NY ANKIZY.
Publie le 04/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs