Amin’ny maha Mpanao gazety sy amin’ny maha Minisitra mpiahy ny asa fanaovan-gazety dia tonga nankahery ireo Mpanao gazety namany i GASCAR Fenosoa sy ny mpiara-miasa aminy izay samy Mpanao gazety ihany koa. Mandalo tsy fahasalamana eny anivon’ny Hopitaly ny 𝒏𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒈𝒂𝒛𝒆𝒕𝒚 Heritiana sy Yollande Saholinirina ka tonga nitsidika azy ireo ny minisitra.𝒎𝒊𝒕𝒐𝒎𝒃𝒐𝒂 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂 𝒓𝒚 𝒏𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂