Actualités > VELAKEVITRA " RANDJA SY NY HAIMIAFINY "

VELAKEVITRA " RANDJA SY NY HAIMIAFINY "


Ao anatin'ny fankalazana ny fahazato taonan'i Randja Zanamihoatra, ny Komity mpikarakara sy ny taranany dia  manasa antsika indray hanatrika ny velakevitra " RANDJA SY NY HAIMIAFINY " hiarahana amin'ny Mpikaroka RANDRIA Solofonantenaina Mika, fantatry ny maro amin'ny anarana maha mpanakanto hoe VANGAZoma 12 Desambra 2025 Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM  - Efitrano DOX amin'ny 2ora sy 22minitra

Publie le 09/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualités