Actualitรฉs > FITSIDIHANA NY VOHITRA AMBOHIMANGA :...

FITSIDIHANA NY VOHITRA AMBOHIMANGA : OMENA TOMBONY KOKOA NY MALAGASY

Nanatanteraka fitsirihana ny ๐—ฉ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ ny avy eo anivonโ€™ny ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ž๐ซ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐’๐ž๐ซ๐š๐ฌ๐ž๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Š๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐š aminโ€™ny maha tomponโ€™andraikitra voalohany aminโ€™ny fitantanana sy fikarakarana ny toerana tahaka itony azy.Nomarihinโ€™ny Minisitra ๐†๐€๐’๐‚๐€๐‘ ๐…๐ž๐ง๐จ๐ฌ๐จ๐š fa mirakitra tantaram-pirenena maro sy Soatoavina tsy manam-paharoa eran-tany ๐‘ฝ๐’‚๐’๐’†๐’–๐’“ ๐‘ผ๐’๐’Š๐’—๐’†๐’“๐’”๐’†๐’๐’๐’† ๐‘ฌ๐’™๐’„๐’†๐’‘๐’•๐’Š๐’๐’๐’๐’†๐’๐’๐’† ny ๐—ฉ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ, izay mbola mitahiry ny ๐™ข๐™–๐™๐™– ๐™ž๐™ฏ๐™ฎ efa an-jato taonany maro toy ireo fanaka sy ny endriky ny toerana ary ny fombany, ka antony nahatonga azy voasokajy ho ๐™ƒ๐™–๐™ง๐™š๐™ข๐™—๐™–๐™ ๐™ค๐™ ๐™– ๐™ž๐™ง๐™–๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ'๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ค ๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™ค๐™ก๐™ค ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ค, fepetra izay faritanโ€™ny ๐—จ๐—ก๐—˜๐—ฆ๐—–๐—ข, dia ny maha ๐‘ฃ๐‘Ž๐‘ฃ๐‘œ๐‘™๐‘œ๐‘š๐‘๐‘’๐‘™๐‘œ๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘ ๐‘–๐‘ฃ๐‘–๐‘™๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘ ๐‘–๐‘œ๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘–๐‘ฃ๐‘’๐‘™๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘ก๐‘’๐‘ก๐‘œ ๐‘Ž๐‘“๐‘œ๐‘ฃ๐‘œ๐‘Ž๐‘›-๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘’๐‘œ ๐‘Ž๐‘›๐‘’๐‘™๐‘Ž๐‘›๐‘’๐‘™๐‘Ž๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘Ž๐‘œ๐‘›-๐‘—๐‘Ž๐‘ก๐‘œ ๐‘“๐‘Žโ„Ž๐‘Ž 15 ๐‘ ๐‘ฆ ๐‘“๐‘Žโ„Ž๐‘Ž 19, ๐‘ ๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘œ๐‘š๐‘๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘Ž๐‘š-๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘œ ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž- ๐‘˜๐‘œ๐‘™๐‘œ๐‘›๐‘ก๐‘ ๐‘Ž๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘ ๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž-๐‘๐‘–๐‘ฃ๐‘Ž๐‘ฃ๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘›๐‘Ž, ๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘—๐‘Žฬ€๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ โ„Ž๐‘Ž๐‘ ๐‘–๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐ด๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘–๐‘Ž๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘—๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘ ๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘…๐‘Ž๐‘ง๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘š๐‘–๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘–๐‘›๐‘”๐‘œ๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘’๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž, eo koa ny maha ๐‘ ๐‘’โ„Ž๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘š๐‘–๐‘Ž๐‘ฃ๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘Žโ„Ž๐‘–๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘…๐‘œ๐‘ฃ๐‘Ž ๐‘ ๐‘ฆ ๐‘ก๐‘œ๐‘›๐‘ก๐‘œ๐‘™๐‘œ ๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘œ๐‘‘๐‘–๐‘‘๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘š๐‘–๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›๐‘ฆ, ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘’โ„Ž๐‘œ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘œ๐‘™๐‘œ๐‘š๐‘๐‘’๐‘™๐‘œ๐‘›๐‘Ž ๐‘ก๐‘’๐‘œ ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›'๐‘–๐‘Ÿ๐‘’๐‘œ ๐‘๐‘œ๐‘ ๐‘–๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘…๐‘Ž๐‘›๐‘œ๐‘š๐‘Ž๐‘ ๐‘–๐‘š๐‘๐‘’ ๐ผ๐‘›๐‘‘๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘ก๐‘’๐‘œ ๐‘Ž๐‘›๐‘’๐‘™๐‘Ž๐‘›๐‘’๐‘™๐‘Ž๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘Ž๐‘œ๐‘›-๐‘—๐‘Ž๐‘ก๐‘œ ๐‘“๐‘Žโ„Ž๐‘Ž 16 โ„Ž๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘Žโ„Ž๐‘Ž 19, ary farany noho izy ๐‘š๐‘–๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘–๐‘›๐‘”๐‘œ๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘ฃ๐‘Ž๐‘›๐‘–๐‘š-๐‘๐‘œ๐‘ก๐‘œ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž-๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž (๐‘“๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘ก๐‘Ž๐‘š๐‘๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘›'๐‘– ๐‘€๐‘Ž๐‘‘๐‘Ž๐‘”๐‘Ž๐‘ ๐‘–๐‘˜๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž โ„Ž๐‘œ ๐น๐‘Ž๐‘›๐‘—๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘ก๐‘œ๐‘˜๐‘Ž๐‘›๐‘Ž) ๐‘ ๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘œ๐‘š๐‘๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘Ž๐‘š-๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘œ ๐‘š๐‘๐‘œ๐‘™๐‘Ž ๐‘š๐‘Ž๐‘ฃ๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘–๐‘˜๐‘Ž โ„Ž๐‘Ž๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›'๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘œ (๐‘“๐‘–๐‘ฃ๐‘Ž๐‘ฃ๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘’๐‘›๐‘ก๐‘–๐‘›-๐‘‘๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘ง๐‘Ž๐‘›๐‘Ž) ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘’โ„Ž๐‘œ ๐‘ ๐‘œ๐‘Ž๐‘ก๐‘œ๐‘Ž๐‘ฃ๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘ก๐‘ ๐‘–๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘š-๐‘๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘œ๐‘Ž ๐‘’๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›-๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ.Hampitomboina ny ๐™›๐™ž๐™–๐™ง๐™ค๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™ค๐™š๐™ง๐™–๐™ฃ๐™– misy ny Vohitra manoloana ireo ambana maro samihafa ; hamafisina ny ๐™›๐™ž๐™ ๐™–๐™Ÿ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™‘๐™ค๐™๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐˜ผ๐™ข๐™—๐™ค๐™๐™ž๐™ข๐™–๐™ฃ๐™œ๐™– izay misy ny ๐‘น๐’๐’—๐’‚๐’โ€™๐’Š ๐‘ด๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’…๐’“๐’š ahitana ny ๐ฟ๐‘Ž๐‘๐‘Ž๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐น๐‘–๐‘™๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž sy ny ๐ฟ๐‘Ž๐‘๐‘Ž๐‘›โ€™๐‘›๐‘ฆ ๐‘€๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘–โ„Ž๐‘œ๐‘›๐‘œ, mitahiry ireo ๐ฏ๐š๐ค๐จ๐ค๐š ๐ฏ๐จ๐š๐ค๐š๐ฃ๐ฒ hatrany aminโ€™ny taona 1870, na ireo fanaka na ny mari-trano na koa ny rafitry ny trano sy ireo manda fiarovana azy.Ankoatra izay dia ๐’‰๐’๐’Ž๐’†๐’๐’‚ ๐’•๐’๐’Ž๐’ƒ๐’๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’๐’Œ๐’‚๐’๐’‚ ๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’•๐’†๐’“๐’‚๐’•๐’‚๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š mba hamporisihana azy hanao fitsidihana, ary indrindra ๐’‰๐’‚๐’Ž๐’๐’“๐’‚๐’Š๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’โ€™๐’๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’ˆ๐’‚๐’”๐’š ๐’Ž๐’Š๐’•๐’”๐’Š๐’…๐’Š๐’Œ๐’‚ ny toerana mba ho tia sy hiaina ny tantaram-pireneny manomboka any aminโ€™ny fahakeliny. ๐‘ด๐’‚๐’Š๐’Ž๐’‚๐’Š๐’Ž-๐’‘๐’๐’‚๐’๐’‚ ny fitsidihana ho anโ€™ ireo zaza Mpianatra hiatrika fanadinana CEPE, ka tsy aminโ€™ny fotoam-panadinana ofisialy ihany fa hatrany aminโ€™ny fiandohanโ€™ny taom-pianarana.Hametraka programa maty paika eny anivonโ€™ireo Sekoly ny minisitera mba hanabeazana sy hanentanana ny mpianatra hitia ireo ๐™ƒ๐™–๐™ง๐™š๐™ข๐™—๐™–๐™ ๐™ค๐™ ๐™– malagasy sy hitsidika ireo toerana manan-tantara manerana ny Nosy.Farany dia hapetraka ny fiaraha-miasa matotra aminโ€™ny Kaomina Ambohimanga Rova eo aminโ€™ny lafiny fandriampahalemana mba ho fiarovana sy fitandroana ny toerana.Tazana niara-dia taminโ€™ny Minisitra nandritra ity fitsirihana ity ny Sekretera Jeneralinโ€™ny Minisitera sy ny Talenโ€™ny Kabinetra ary ireo tomponโ€™andraikitra ambony maro eo anivonโ€™ny Minisitera, miampy ny Talenโ€™ny Ofisy mitantana ny Vohitra Ambohimanga ๐‘๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐Œ๐€๐๐€๐๐“๐„๐๐€ ๐„๐ฅ๐ข๐ž, noho ny maha manan-danja loatra ny toerana toy itony.

Publie le 12/12/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs