๐ฒ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ misandrahaka sy mampiavaka anโi Madagasikara ny ๐๐๐ฅ๐๐๐๐ฆ๐ฌ , izay kolontsaina anaovanโny ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐๐ซ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ fampiroboroboana ho sitrahinโny rehetra.Nitondra ny anjara birikiny taminโny fanandratana ity ๐ฒ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ ity ihany koa ny OniversitenโAntananarivo, taminโny alalanโny fanolorana fampisehoana ๐๐๐ฅ๐๐๐๐ฆ๐ฌ hoanโny ๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ง๐๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ง๐ฃ๐๐ซ๐ข๐ฆ๐๐ง๐จ๐ง๐ญ๐จ๐ฅ๐จ, nokarakarakainโny Foibem-pikarohana mombanโny Jeolojia, ny Fitrandrahana, sy ny Tontolo iainana ๐ถ๐๐๐ก๐๐ ๐๐ ๐ ๐๐โ๐๐๐โ๐ ๐๐ ๐บ๐ฬ๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐ , ๐๐ก ๐ธ๐๐ฃ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ก.Niaka-tsehatra teny aminโny zaridainanโny ๐๐๐ ๐๐ค๐ก๐๐ฉ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐ฃ๐จ๐ ao aminโny OniversitenโAntananarivo ny Tarika ๐๐ผ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฝ๐๐๐๐๐ผ๐๐ผ taminโity androzny ity nampihanoka ๐๐๐ฅ๐๐๐๐ฆ๐ฌ ho anโireo mpianatra sy nitondra hafatra fanabeazana taminโny alalanโny lohahevitra "๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐!"Nosafidina ny fampisehoana ๐๐๐ฅ๐๐๐๐ฆ๐ฌ hoy ny mpikarakara Dr ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ซ๐๐ก๐ข๐ฆ ๐๐ง๐๐ซ๐ข๐๐ฆ๐๐ง๐๐ข๐ฆ๐๐ฒ (Souleman Mpikabary) noho fanomezan-danja ny ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ sy fanomezana sehatra ity kolontsaina ity ho anโny ๐ ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐๐ป๐ท๐ฒ๐ฟ๐ถ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ.