ActualitΓ©s > MILLES FEUILLES.

MILLES FEUILLES.


Tontosa androany 17 desambra 2025 teny amin'ny foibeny eny Ankorahotra ny fankalazana ny faha-10 taonan’ny Trano fivarotam-boky π‘΄π’Šπ’π’π’†π’” π’‡π’†π’–π’Šπ’π’π’†π’”.Tao anatin'izany fotoam-pankalazΓ na izany no nanoloran'ny 𝐌𝐒𝐧𝐒𝐬𝐒𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧'𝐧𝐲 π’πžπ«πšπ¬πžπ«πš 𝐬𝐲 𝐊𝐨π₯𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐒𝐧𝐚 mari-boninahitra π‘ͺπ’π’Žπ’Žπ’‚π’π’…π’†π’–π’“ 𝒅𝒆 𝒍'𝑢𝒓𝒅𝒓𝒆 𝒅𝒆𝒔 𝑨𝒓𝒕𝒔, 𝒅𝒆𝒔 𝑳𝒆𝒕𝒕𝒓𝒆𝒔 𝒆𝒕 𝒅𝒆 𝒍𝒂 π‘ͺ𝒖𝒍𝒕𝒖𝒓𝒆an ́i 𝑹𝑨𝑴𝑨𝑳𝑨𝑡𝑱𝑨𝑢𝑡𝑨 π‘½π’π’‚π’‰π’Šπ’“π’‚π’π’‚ filoha mpanorina ity 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐟𝐒𝐯𝐚𝐫𝐨𝐭𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐀𝐲. Tonga nanatanteraka ny fanolorana ny 𝐦𝐚𝐫𝐒-π›π¨π§π’π§πšπ‘π’π­π«πš amin’ny anaran’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ny π‘Ίπ’†π’Œπ’“π’†π’•π’†π’“π’‚ π‘±π’†π’π’†π’“π’‚π’π’š 𝑹𝑨𝑺𝑢𝑳𝑢𝑭𝑢𝑨𝑹𝑰𝑱𝑨𝑢𝑡𝑨 π‘΄π’Šπ’‚π’“π’š, notronin’ny Tale Jeneralin’ny Tranombokim-pirenena 𝑹𝑨𝑽𝑢𝑡𝑰𝑨𝑹𝑰𝑺𝑢𝑡 π‘΅π’π’†Μˆπ’ π‘³π’Šπ’—π’‚ sy ireo mpikambana eo anivon’ny Kabinetra.Raha tsiahivina dia ny taona 1999, no nanombohan’ i RAMALANJAONA Voahirana ny Trano Mpampiely vaovao ary namoronany ny trano fivarotam-boky π‘΄π’‚π’Šπ’”π’π’ 𝒅𝒆 𝒍𝒂 𝒑𝒓𝒆𝒔𝒔𝒆 zo Behoririka.Ny taona 2015 izy no lasa tompon'io orinasa io, ary nanorina ny Trano fivarotam-boky π‘΄π’Šπ’π’π’†π’” π’‡π’†π’–π’Šπ’π’π’†π’”, izay manana rantsana 4 ankehitriny dia ny ao Mahajanga, sy ireo telo hafa dia 𝑳𝒂 π‘ͺ𝒂𝒏𝒐𝒑𝒆́𝒆, π‘°π’π’•π’†π’“π’π’‚π’•π’Šπ’π’π’‚π’ π’ƒπ’π’π’Œπ’”π’•π’π’“π’† 𝒄𝒂𝒇𝒆́, 𝑷𝒂𝒔𝒔𝒆𝒓𝒆𝒍𝒍𝒆𝒔.Isan'ireo nandray anjara mavitrika tamin'ny fananganana ny 𝐬𝐚𝐭𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐫𝐨𝐑𝐒𝐧'𝐧𝐲 𝐛𝐨𝐀𝐲 eto Madagasikara ny tenany, izay niarahana niasa tamin'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina tamin'ny alalan'ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara - BNM , sy ny tetikasa 𝑹𝒆𝒔𝒔𝒐𝒖𝒓𝒄𝒆𝒔 π‘¬π’…π’–π’„π’‚π’•π’Šπ’—π’†.

MILLES FEUILLES.
MILLES FEUILLES.
MILLES FEUILLES.
MILLES FEUILLES.
MILLES FEUILLES.
MILLES FEUILLES.
Publie le 18/12/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s