TSY DISO ANJARA, fa nahazo fitaovana vaovao avy amin'ny ๐๐๐ฃ๐๐จ๐๐ฉ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐จ๐๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐ ny TVM sy ny RNM ao ๐๐จ๐๐ง๐ค๐๐ฃ๐ค๐ข๐๐ฃ๐๐๐๐ฎ.Fitaovana maro nahitana: "๐๐๐๐๐ ๐ ๐ก๐ข๐๐๐+๐๐๐ก๐-๐๐๐," "๐ก๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ฅ๐๐๐," "๐๐๐๐๐๐๐ก๐๐ข๐ ๐๐ ๐๐ข๐๐๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐ก", "๐๐๐๐๐๐๐๐๐ก๐", "๐๐๐๐ข๐๐๐ข๐", "๐ ๐๐๐๐๐๐", "๐ก๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ข๐๐๐๐ข", "๐๐๐๐๐๐๐", "๐โ๐๐๐ ๐" , no natolotry ny minisitera mpiahy ho anโny TVM sy RNM eo aminโity distrika ity.Tanjona ny hanamafisana ny asa fampitam-baovao aminโny Faritra rehetra manerana ny Nosy, tahaka ity eto anivonโny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐ฝ๐ค๐ฃ๐๐ค๐ก๐๐ซ๐ ity, araka ny fanamby napetraky ny mpitantana ny minisitera ankehitriny, ho fanatsarana hatrany ny fanapariaham-baovao ho anโny vahoaka.