Actualitรฉs > RE NANAKOAKO MANERAN-TANY NY HIRA " C...

RE NANAKOAKO MANERAN-TANY NY HIRA " COLOMBIAN " AN' NY MPANAKANTO MALAGASY BASTA LION


Norombahinโ€™i ๐˜ฝ๐™–๐™จ๐™ฉ๐™– ๐™‡๐™ž๐™ค๐™ฃ ny ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฃ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข ๐˜ท๐˜ฐ๐˜ข๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฏ๐˜บ nandritra ny andiany faha 11 aminโ€™ny fifaninanan-kira afrikana atao any Etazonia na ny  "๐‘จ๐’‡๐’“๐’Š๐’„๐’‚๐’ ๐‘ฌ๐’๐’•๐’†๐’“๐’•๐’‚๐’Š๐’๐’Ž๐’†๐’๐’• ๐‘จ๐’˜๐’‚๐’“๐’…๐’” ๐‘ผ๐‘บ๐‘จ (AEAUSA)" natao tany Amerika ny 20 Desambra 2025 farany teo.Fifaninanana izay  natao ๐˜ฉ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ช๐˜ด๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜จ๐˜ข๐˜ฅ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ช๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฐ ๐˜ต๐˜ข๐˜ญ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ข ๐˜ฆ๐˜ต๐˜ฐ ๐˜ˆ๐˜ง๐˜ณ๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข sy any Caraรฏbe izay misehatra aminโ€™ny mozika.Ity ๐˜”๐˜ฑ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ต๐˜ฐ ๐˜ต๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ณ๐˜ข nivoaka avy ao Mahajanga ity no voahosotra ho ๐™ˆ๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™ค ๐™ข๐™š๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™ ๐™– ๐™ž๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™™๐™ง๐™– teo aminโ€™ny sokajin-kira sy gadona nifaninanany na "๐‘ด๐’†๐’Š๐’๐’๐’†๐’–๐’“ ๐’‚๐’“๐’•๐’Š๐’”๐’•๐’† ๐‘น๐’†๐’ˆ๐’ˆ๐’‚๐’†/๐‘ซ๐’‚๐’๐’„๐’†๐’‰๐’‚๐’๐’ ๐’…๐’† l' annรฉe 2025". Babonโ€™ny  ยซ ๐˜พ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ข๐™—๐™ž๐™–๐™ฃยป, ilay hira ahafantaranโ€™ny mpankafy anโ€™i Basta Lion ireo mpifidy avy aminโ€™ny firenena marobe maneran-tany ka nahavoafidy azy ho Mpanakanto mendrika indrindra taminโ€™ny alalanโ€™io sanganโ€™asany io.Nisaorany manokana ireo mpifidy marobe, na avy aminโ€™ny firenen-kafa, fa indrindra ireo malagasy nifidy azy sy nifanohana taminy hatraminโ€™ny farany ka nahatongavana aminโ€™izao ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™–๐™ข-๐™—๐™ค๐™ฃ๐™ž๐™ฃ๐™–๐™๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ž๐™ง๐™–๐™ž๐™จ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ฃ๐™– eo aminโ€™ny sehatry ny mozika izao.

RE NANAKOAKO MANERAN-TANY NY HIRA " COLOMBIAN " AN' NY MPANAKANTO MALAGASY BASTA LION
RE NANAKOAKO MANERAN-TANY NY HIRA " COLOMBIAN " AN' NY MPANAKANTO MALAGASY BASTA LION
Publie le 14/01/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs