Actualités > NAHABABO NY MPIFIDY NY HIRAN' I DENIS...

NAHABABO NY MPIFIDY NY HIRAN' I DENISE " MATOKY ZAGNAHARY "

Tamin’ny alalan’ny  𝙛𝙞𝙛𝙞𝙙𝙞𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙫𝙖𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖 na 𝑣𝑜𝑡𝑒 𝑝𝑢𝑏𝑙𝑖𝑐 nataon’ny mpihaino sy mpijery no namaritan’ny mpikarakara ny vokatry ny fifaninanan-kira 𝗔𝗙𝗥𝗜𝗠𝗔 - 𝘼𝙡𝙡 𝘼𝙛𝙧𝙞𝙘𝙖 𝙈𝙪𝙨𝙞𝙘 𝘼𝙬𝙖𝙧𝙙𝙨.Norombahin’i 𝗗𝗲𝗻𝗶𝘀𝗲 ny amboaran’ny andiany faha 9 tamin’ny fifaninana afrikana momba ny mozika natao tao Lagos Nigeria ny 7 hatramin’ny 11 janoary 2026 teo." 𝑍𝑎ℎ𝑜 𝑧𝑖𝑠𝑡𝑎 𝑛𝑎𝑔𝑛𝑎𝑛𝑜 𝑚𝑜𝑧𝑖𝑘𝑎 𝑓𝑎 𝑛𝑎𝑟𝑒𝑜 𝑝𝑢𝑏𝑙𝑖𝑐 𝑛𝑜 𝑛𝑎𝑔𝑛𝑎𝑚𝑒 𝑧𝑎ℎ𝑜 𝑛𝑦 𝑇𝑟𝑜𝑝ℎ𝑒́𝑒, 𝑘𝑎 𝑡𝑒𝑔𝑛𝑎 𝑖𝑠𝑎𝑜𝑟𝑎𝑘𝑜 𝑎𝑛𝑎𝑟𝑒𝑜 𝑗𝑖𝑎𝑏𝑦 𝑛𝑖𝑓𝑖𝑑𝑦 𝑧𝑎ℎ𝑜 𝑛𝑎 𝑑𝑖𝑎𝑠𝑝𝑜𝑟𝑎 𝑛𝑎 𝑖𝑠𝑖𝑘𝑎 𝑡𝑒𝑡𝑜 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑖𝑘𝑎𝑟𝑎" hoy 𝗗𝗲𝗻𝗶𝘀𝗲 nandritra ny tafa fohy nataony nandritra ny fandraisan’ny Minisitra 𝑮𝑨𝑺𝑪𝑨𝑹 𝑭𝒆𝒏𝒐𝒔𝒐𝒂 azy.Tsy mora ny nazahoana ny fandresena teo amin’ny sokajy 𝑬𝒂𝒔𝒕 𝑨𝒇𝒓𝒊𝒄𝒂𝒏 𝑭𝒆𝒎𝒂𝒍𝒆 𝑨𝒓𝒕𝒊𝒔𝒕, tamin'ilay hira 𝘔𝘢𝘵𝘰𝘬𝘺 𝘡𝘢𝘨𝘯𝘢𝘩𝘢𝘳𝘺, satria 𝘮𝘱𝘢𝘯𝘢𝘬𝘢𝘯𝘵𝘰 𝘪𝘳𝘢𝘪𝘴𝘢𝘮-𝘱𝘪𝘳𝘦𝘯𝘦𝘯𝘢 manana ny maha izy azy an’arivony no nandray anjara tamin’ny 𝗔𝗙𝗥𝗜𝗠𝗔 𝗔𝗪𝗔𝗥𝗗𝗦, saingy tombony ho an’ny mpanakanto malagasy 𝗗𝗲𝗻𝗶𝘀𝗲 ny 𝒇𝒊𝒌𝒊𝒓𝒊𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒆𝒛𝒂𝒌𝒂 nanatsara hatrany ny mozikany taorian’ny 𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗮𝗵𝗮𝘃𝗼𝗮𝗳𝗮𝗻𝘁𝗶𝗻𝗮 𝗮𝘇𝘆 tamin’ny AFRIMA ny taona 2018 sy 2019.Misokatra ho an’ny mpanakanto malagasy tsy an-kanavaka ny fifaninanana 𝗔𝗙𝗥𝗜𝗠𝗔 hoy 𝗗𝗲𝗻𝗶𝘀𝗲 ka iantsoany ireo 𝙖𝙧𝙩𝙞𝙨𝙩𝙖 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 namany mba hanome ny tsara hatrany ho fanandratana ny kanto malagasy.

NAHABABO NY MPIFIDY NY HIRAN' I DENISE " MATOKY ZAGNAHARY "
NAHABABO NY MPIFIDY NY HIRAN' I DENISE " MATOKY ZAGNAHARY "
NAHABABO NY MPIFIDY NY HIRAN' I DENISE " MATOKY ZAGNAHARY "
NAHABABO NY MPIFIDY NY HIRAN' I DENISE " MATOKY ZAGNAHARY "
NAHABABO NY MPIFIDY NY HIRAN' I DENISE " MATOKY ZAGNAHARY "
NAHABABO NY MPIFIDY NY HIRAN' I DENISE " MATOKY ZAGNAHARY "
NAHABABO NY MPIFIDY NY HIRAN' I DENISE " MATOKY ZAGNAHARY "
Publie le 14/01/2026 Par 451512 Categorie: Actualités