Nifamotoana vao maraina tetsy Ampefiloha ny ๐๐ฅ๐๐ ๐๐๐๐ง๐ฎ ana arivony avy aminโny lafivalonโny Nosy, niara-nisantatra ny fotoam-pankalazana ny ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ ๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ izay marihana isaky ny ๐๐ ๐ฃ๐๐ง๐จ๐๐ซ๐ฒ.๐ป๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐, ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ fa samy tazana namaly ny fanasanโny ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐๐ซ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ teny an-toerana avokoa ny mpandala ity ๐ฒ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ efa voasokajy ho ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ธ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐ ity. Tsy diso anjara fa niaraka vao maraina taminโny besinimaro namakivaky ny arabe koa ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, sady ๐บ๐ฅ๐๐ ๐๐๐๐ง๐ฎ, ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐, izay tsy mba nanafina ny maha mpikabary azy fa nijoroany sy nireharehany tamin'ny fiarovana sy fampiroboroboana ity k๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ iray ity na inona na inona andraikitra sy sehatra nisy azy.Tonga niara-nirodorodo taminโny alalanโny ๐๐ถ๐ฎ๐ฏ๐ฒ namakivaky tanร na ho fanehoana ๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ny rehetra, ary indrindra mba ho hitanโny besinimaro fa mirehareha aminโny fananany kolontsaina miavaka ny Malagasy.