Rariny raha ๐ฆ๐๐ซ๐ข-๐ฉ๐๐ก๐๐ข๐ณ๐๐ง๐ ๐๐ซ๐-๐ฉ๐๐ง๐ฃ๐๐ค๐๐ง๐ ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐จ๐ฆ๐๐จ๐ค๐๐ฌ๐ ๐ฆ๐๐ง๐ no omena ireo mpikabary matihanina vita fiofanana hoy ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐, satria ity kolontsaina malagasy iray ity dia efa voasokajy ho ๐ก๐๐ซ๐๐ฆ-๐๐๐ค๐จ๐ค๐ ๐ข๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐๐ซ๐-๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐ณ๐จ ๐ญ๐ฌ๐๐ฉ๐๐ข๐ง-๐ญ๐๐ง๐๐ง๐ eo anivonโny ๐๐๐๐๐๐, ka mendrika ny omen-kasina ara-panjakana. Mialoha izay anefa dia hapetraka eo anivonโny Akademiam-pirenena momba ny zavakanto sy ny kolontsaina ( ANAC - ๐ด๐๐๐๐ฬ๐๐๐ ๐๐๐ก๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐ด๐๐ก๐ ๐๐ก ๐๐ ๐๐ ๐ถ๐ข๐๐ก๐ข๐๐), rafitra eo anivonโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข, ireo dingana sy pitsopitsony ara-piofanana mba hanaraka ny kalitao sy ny fenitry ny fampianara ara-panjakana ny votoatinโny fampianarana sy ireo sekoly mpampiofana Kabary. Nisongadina io nandritra ny lanonana fanoloranโny Minisiteranโny Serasera sy ny Kolontsaina ny ๐๐๐ง๐-๐๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐๐๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐ฉ๐ค ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐ ho anโireo Mpikabary tao anatinโny fankalazana ny ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ ๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ natao androany ๐๐ ๐ฃ๐๐ง๐จ๐๐ซ๐ฒ 2026.๐๐ฅ๐๐ ๐๐๐๐ง๐ฎ miisa ๐ฎ๐ฏ๐ฏ no notolorana mari-boninahitra nandritra ity fotoana ity, ka ny ๐ญ๐ฐ tamin'ireo dia ๐ถ๐๐๐๐๐๐๐๐ข๐ ๐๐ ๐'๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐ด๐๐ก๐ ๐๐๐ ๐ฟ๐๐ก๐ก๐๐๐ ๐๐ก ๐๐ ๐๐ ๐ถ๐ข๐๐ก๐ข๐๐ ;ny ๐ฏ๐ฒ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐'๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐ด๐๐ก๐ ๐๐๐ ๐ฟ๐๐ก๐ก๐๐๐ ๐๐ก ๐๐ ๐๐ ๐ถ๐ข๐๐ก๐ข๐๐, ary nahatratra ๐ญ๐ด๐ฏ ny ๐ถโ๐๐ฃ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐'๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐ด๐๐ก๐ ๐๐๐ ๐ฟ๐๐ก๐ก๐๐๐ ๐๐ก ๐๐ ๐๐ ๐ถ๐ข๐๐ก๐ข๐๐.Ny mpikabary no ๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐, ary miaina ny kabary avokoa ny malagasy na faritra aiza na foko inona, fa ny endrika isehoany no samy manana ny mampiavaka azy isam-paritra.Aminโny maha andro manan-danja azy, dia tsy nanadino ny niarahaba ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข mivady ireo fikambanana mpikabary marobe noho ny taona vaovao, sy aminโny maha ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข mpiahy ny kolontsaina malagasy ny tenany izay nanatanteraka fankalazana miavaka ny andro androany.๐ฒ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐