Nakotrokotroka ny fankalazana ny andronโny ๐๐ ๐ฃ๐๐ง๐จ๐๐ซ๐ฒ
tetsy aminโny Havoria Anosy. Feno ny efitrano lehibe, vory vahoaka
hatreny an-tokontany satria tafahaona ny tia sy ny manina niaraka
nankalaza ny ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐
๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐.