Nidina ifotony manatanteraka fitsidihana ao aminโny faritra ๐ผ๐ฉ๐จ๐๐ข๐ค ๐ผ๐ฉ๐จ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ny ๐๐ข๐ญ๐ฆ ๐๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข eo anivonโny Minisiteranโny Serasera sy ny Kolontsaina ๐ป๐๐ฬ๐ ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐ฝ๐จ๐ถ sy ny ekipany. Nisy ny fihaonany taminโny ๐ผ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ ๐ telo tonta (๐ณ๐๐๐๐๐) ao ๐๐๐ง๐๐๐๐ฃ๐๐๐ฃ๐, nihainoany ny hetahetahanโizy ireo aminโny fanomezan-kasina sy fampiroboroboana ny ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐-๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ mampiavaka iny faritra Atsimo Atsinananโi Madagasikara iny. Hetahetanโireo Ampanjaka ny hananganana Tranombe na ๐ณ๐๐๐๐๐ iraisana, izay itambaranโny foko rehetra ao anatinโny distrika dimy mandrafitra ny faritra ๐ผ๐ฉ๐จ๐๐ข๐ค ๐ผ๐ฉ๐จ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ฃ๐. Eo koa ny hananganana ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐ ao aminโny faritra, mba hampahafantarana ny taranaka aty aoriana ny fomba amam-panao sy ny soatoavina ara-drazana.Ankoatra izany dia hapetraka ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐ hitrandrahana ireo manan-talenta anatinโny faritra ka hiara-hiasa akaiky aminโizany ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข sy ny ๐ท๐ฐ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฐ๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ข๐ฌ๐ข๐ฏ๐ต๐ฐ avy ao an-toerana mba hampirisihana ny artista hiditra aminโny sehatry ny matihanina.Nandritra ny fihaonany taminโireo mpanakanto no nanararaotanโny Tale Jeneraly nampahafantatra ireo politikam-pitantana ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข tarihinโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐, ka anisanโizany ny ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐ nentiny teo aminโny lafiny ๐๐ง๐-๐ ๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐, toy ny fametrahana ny ๐ด๐ข๐ต๐ข ๐ท๐ข๐ฐ๐ท๐ข๐ฐ๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ข๐ ๐๐ hanomezana tombony bebe kokoa ny mpanakanto, sy ny ๐ง๐ข๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ข๐ฌ๐ข๐ฏ๐ต๐ฐ ๐ฎ๐ข๐ต๐ช๐ฉ๐ข๐ฏ๐ช๐ฏ๐ข hitantan-draharaha eo anivonโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข mba hamaly ny hetahetanโny mpanakanto, ary indrindra ny fihainoana ny hevitry ny mpisehatra ara-kolontsaina izay natao taminโny alalanโny fikarakarana ireny ๐๐๐ ๐๐ฃ-๐ ๐๐ซ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ง๐-๐ ๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐ isam-paritra ireny, izay manaraka ny lalan-tsaina apetraky ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข hoe ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐.Nanentana ireo mpanakanto hatrany ny Tale Jeneralinโny Kolontsaina mba hitrandraka ny mozika sy zava-kanto manome hasiny ny kolontsaina sy ny soatoavina malagasy na aminโny raki-tsary na aminโny lafiny tonon-kira, na aminโny fampisehoana an-tsehatra.Tonga nanome voninahitra ity fitsidiham-paritra natao tao Farafangana ity ny Lehibenโny faritra Atsimo Atsinanana mpisolo toerana TANGIDY Stephan Gabriel, notroninโny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Atsimo Atsinanana mpisolo toerana RASOANARISOA Egorine.Nihaona mivantana taminโireo mpiara-miasa eo anivonโny ๐๐ช๐ต๐ข๐ญ๐ฆ๐ข๐ท๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข Atsimo Atsinanana koa ny Tale Jeneralinโny Kolontsaina nifanakalo hevitra sy nihaino ny hetahetan'ny mpiara-miasa mba hahafahana mitondra fanatsarana.Hitohy any aminโny distrikanโi ๐๐๐ฃ๐๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐ค ny fitsidihana ofisialy ataonโny Tale Jeneralinโny Kolontsaina.