Notanterahina ny ๐ฌ๐๐๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐ ๐ฃ๐๐ง๐จ๐๐ซ๐ฒ ๐๐๐๐ tao amin'ny Tranombokim-pirenena Anosy ny lanonana fanolorana ๐ข๐๐ง๐-๐๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐๐๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ ๐๐ฃ๐ฉ๐ค ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐จ๐ค๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ ๐ค๐ก๐ค๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐๐ฃ๐ ho an'ireo mpanoratra eo anivon'ny ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ eto Madagasikara sy avy any ivelany. Nanome voninahitra ny lanonana sady nisolo tena an'Andriamatoa ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ด๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐ฌ๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ny ๐๐ฆ๐ฌ๐ณ๐ฆ๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ๐๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ๐น๐จ๐บ๐ถ๐ณ๐ถ๐ญ๐ถ๐จ๐น๐ฐ๐ฑ๐จ๐ถ๐ต๐จ ๐ด๐๐๐๐, notroninโny ๐๐ข๐ญ๐ฆ๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ณ๐ฐ๐ฃ๐ฐ๐ณ๐ฐ๐ฃ๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ต๐ฆ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ข๐ญ๐ข๐จ๐ข๐ด๐บ ๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ด๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ซ๐ ๐ฉ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐.Manana anjara andraikitra lehibe amin'ny ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ amin'ny alalan'ny teny sy ny soratra ireo ๐๐ค๐๐ฉ๐ฎ ๐จ๐ฎ ๐๐ฅ๐๐ฃ๐ค๐ง๐๐ฉ๐ง๐ hoy ny ๐๐ฆ๐ฌ๐ณ๐ฆ๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ๐๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐บ tao anatin'ny lahateniny. Nohamafisiny koa fa manohana sy miahy hatrany ireo rehetra misehatra amin'ny kanto toy ny mpanoratra ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข izay mitondra ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐ ho an'ny zavakanto malagasy .๐ด๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ izay sady fampirisihana amin'ny fanapariahana sy fanandratana ny teny sy ny soratra malagasy . ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฎ๐ด no notolorana mari-boninahitra nandritra izao lanonana izao ka isanโizany ny Filoha lefitra ๐ฉ๐จ๐ฒ๐ถ๐ณ๐ฐ๐ต๐ฐ๐จ๐ฐ๐ต๐จ ๐ฎ๐๐๐๐๐๐๐, izay sady mpiara-miasa eto anivonโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ihany koa. Notolorana mari-boninahitra ๐ถ๐๐๐๐๐๐๐๐ข๐ ๐๐ ๐'๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐ด๐๐ก๐ ๐๐๐ ๐ฟ๐๐ก๐ก๐๐๐ ๐๐ก ๐๐ ๐๐ ๐ถ๐ข๐๐ก๐ข๐๐ ny ๐ญ๐ญ taminโizy ireo, miisa ๐ฌ๐ฐ no notolorana ny ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐'๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐ด๐๐ก๐ ๐๐๐ ๐ฟ๐๐ก๐ก๐๐๐ ๐๐ก ๐๐ ๐๐ ๐ถ๐ข๐๐ก๐ข๐๐, ary ๐ญ๐ฏ kosa ireo nosalorana ny ๐ถโ๐๐ฃ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐'๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐ด๐๐ก๐ ๐๐๐ ๐ฟ๐๐ก๐ก๐๐๐ ๐๐ก ๐๐ ๐๐ ๐ถ๐ข๐๐ก๐ข๐๐.Nampiavaka ny fotoana ny fametrahana ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ sy fandraisan-tanana mpikambana vaovao hanatevina ny ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ toy ny efa fanaon'ny fikambanana isan-taona.12 mianadahy no nahavita sedra notolorana ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ marika maha mpikambana feno. 12 koa noraisin-tanana vao hiroso amin'ny fisedrana.Feno dia feno ny Fandaharam-potoana raha ny tetiandro navoitran'ny Filohan'ny ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐ฏ๐จ๐ฑ๐จ๐ฐ๐ต๐จ ๐ต๐๐๐๐ momba ireo hetsika ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ mandritra ny taona 2026 ho an'ny fikambanana.